4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tondra-drano - Lolo sy ny tariny

Iza no hidiran'agano hidiran'atambo
Miakatra ny rano miditra ny rano
Ny trambo aty!

   Na Super na Camion tsy afaka mandeha
   Fa tapaka ny làlan'i Fenoarivobe
   Tapaka e!

(Orana io sa asidra zalahy?
Tonga mandoto ny tanànanay
Mamotika fefy sy valam-parihy
Mampangorina seza,latabatra,tsihy)2 fois

Partager tondra-drano

Commenter tondra-drano

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lolo sy ny tariny

Suite